Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ankatso
120 000 Ar/mois
Description
🏘️ Sa Nda
·
MAUSSOLE Amorondalana. ( tsy mitsofoka)
NB :: Olona 1 na 2 tsy be entana..
MPIANATRA mitady akaiky ankatso NA MIASA dia mody alina ..( natao ho anao ty)
1 chambre + coin cuisine ( Ambony rihana)
Misy jiro compteur divissionnaire.. ( mahazaka retraretra) sy rano jirama ( Mandeha tsara)
DOuche sy wc ivelany madio..
Tsara securite ..varavarana vy
Hofany 120000ar
Droit 5000ar
mpanera 50
1
Commenter en tant que Fonenako
📋 🛏️ 1 chambre
🎁 🛡️ Sécurité / Gardien · ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)
💰 Loyer : 120 000 Ar/mois
📞 Contact : Sa Nda — 034 44 688 95
Photos