Local commercial 1 ch. à louer — Anosizato
50 000 Ar/mois
Description
🏪 eto efa hivoaka anosizato arret vaovao amorodalana lalakely misy tsena ahofa be olona mety cafe sy mofo sy gargotte,epecerie,sns...tsy mety bar
- tsena iray + efitra iray kelikely
- misy jiro sy sy rano paopy eo akaiky eo
- misy douche sy wc
- ofany :50000ar
- droit de visite:5000ar
- commission:50% raha raikitra
- tel:0387060762
mp raha liana.na antsoy avy hatrany
- Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
💰 Loyer : 50 000 Ar/mois
📞 Contact : Tsena Sy Trano Sera — 038 70 607 62
Photos