Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ampasika
350 000 Ar/mois
Description
🏘️ TranoTrano ahofa efitra(2) carreaux confort
1 grand living une 1 chambre fermée
Wc & Dche interieur (ao anatiny) .
Misy jiro & rano ambony rihana acces
Voitur bord de pave tsy lavitra arabe P.
Anaty la cour misy parking voiture s
Moto malalaka be ny tokotany.
Ny securite milamina be Ny tanàna madio sy calme tsara lavarangana io mitokana ferme toerana: Ampasika route itosy. sary tena izy photo réel
Eo tetezana no mivily tsy mitsofoka
Any @ famonon' omby. F eo police no mivily hofany: 350.000ar na 1750.000fmg + caution 1mois akotrany ny jiro sy rano.
ny jiro mitokana sous computer Zay lany no alohanao Visite : 10.000ar Coms Panera : 50% .
Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
🎁 🚗 Parking · 🛡️ Sécurité / Gardien
💰 Loyer : 350 000 Ar/mois
🔑 Caution : 350 000 Ar
📞 Contact : Eto Tana Immobilier — 033 90 588 05
Photos