Local commercial 4 ch. à louer — Ambany
700 000 Ar/mois
Description
🏪 Salama daholo.
Ho anao izay mitady trano malalaka ity misy ilay mety aminao sady akaiky arabe.
. Toerana akaiky tsena Ambolikadrina mitokana ary tsy miara mipetraka amin'ny tompo-trano ( Tsy accès )
. Trano 4 chambres ( 2 ambony, 2 Ambany )
. Jiro sy rano ( JIRAMA) mitokana
. Hofany 700.000Ar ( 3.500.000Fmg)
. Caution 1 mois afaka atao indroa mandoa.
. Panera 50% hofantrano.
. Contact 038 73 588 42 Voir moins
📋 🛏️ 4 chambres
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)
💰 Loyer : 700 000 Ar/mois
🔑 Caution : 700 000 Ar
📞 Contact : Zhah Lidah — 038 73 588 42
Photos