Maison 4 ch. à louer — Ambohimamory Ampitatafika
400 000 Ar/mois
Description
🏠 Trano mitokana AMBOHIMAMORY AMPITATAFIKA
Hofany :400 000ar (Ambony sy ambany misy lavarangana)
1liv+4ch +cuisine sy douche ary wc anatiny
Misy jiro jirama fa ny rano lavadrano madio azo sotroina sitomina tanana eo atokotany
Tsy misy caution ny trano
Miditra anatiny kely 7mn miala ny arabe tonga ao amle trano ra mandeha
Accès môtô fa misy parking fiara sy môtô akaiky iany eny fa hofaina
Panera :0349315540
📋 🛏️ 4 chambres · 🚿 1 salle d'eau
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (puits) · 🌤️ Balcon
💰 Loyer : 400 000 Ar/mois
📞 Contact : Jeannie Raharison — 034 93 155 40
Photos