Trano Ahofa à louer — Mahajanga

700 000 Ar/mois

Type : Location · Maison partagée

Localisation : Mahajanga, Madagascar

Publié par : Kaka Lahy Mahery

Date : 24/08/2026

Description

🏘️ TRANO AHOFA –AMBONY RIHANA ETO MAHAJANGA
Toerana : Mahajanga
Trano malalaka sy tsara toerana
mety amin'olo rehetra tsy manavaka
Mombamboman'ny trano ary dia zao :
Efitra fatorina ( 02 ) mihidy tsara
Efitra fandraisana vahiny ( 01 )
Douche anatiny ary madio
Wc anatiny ary madio
Toerana azo atokisana tsara
Trano tsy lavitra arabe mintsy
Herinaratra dia vita avy amin'ny jirama
Rano mandeha tsara
QUARTIER: ( Tsy lavitra député ninah )
Toerana azo odina alina na amin'ny firy aza
lalana afaka fiara tsara
5 Minitra mandeha tonga amin'ny arabe
Hofany : 700.000Ar isam-bolana
Misy ny caution mitovy hofatrano
Toerana milamina ary azo odina alina tsara
Saram-pitsidihana : 10 000 Ar
0377915608
0347758562
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)

💰 Loyer : 700 000 Ar/mois

📞 Contact : Kaka Lahy Mahery — 037 79 156 08

Photos

Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 1 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 2 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 3 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 4 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 5

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako