Terrain à vendre — Ampitatafika · 37 000 Ar/m²
Description
🏞️ Izay tonga aloho no mahazo azy
Ooh
mbola misy disponible le tany mora be ety ambohitsakalava
Commune ampitatafika 3km miala eo @ Rn1
Fa misy bus sy bajaja miasa isanandro mandalo eo
2eme plan acces voiture tsara
morcelable Izay refy alaina
papier titre et borne
akaiky jiro ny jiarama
akaiky arret bus ko
efa misy tanana manodidina
misy izay refy ilaina
200m2 300m2 400m2 500m2
Tonga dia afaka minjery papier
Voir moins
📋 📐 200 m²
💰 Prix : 37 000 Ar/m²
📞 Contact : Safira saraha — 033 62 538 89
Photos