Terrain 300 m² à vendre — Mahajanga
11 000 000 Ar (négociable)
Description
🏞️ tany amidy mora aty sonedanana amborovy mahajanga.
ho anao izay mitady toerana calm sady tsy de lavitra petit plage, ity misy alefa mora .
repère : à sonedanana ambadika ny lakoro ny masera.
toerana : sonedanana amborovy mahajanga.
superficie :300m² .
papier : fanamaintisamolaly na fanajariana.
accès : voiture.
📋 📐 300 m²
💰 Prix : 11 000 000 Ar (négociable)
📞 Contact : Sera Tany Nakay — 032 43 835 11
Photos