Maison à vendre — Nosy Be
32 000 000 Ar
Description
🏠 TANY MIARAKA AMIN’NY TRANO AMIDY – NOSY BE HELL-VILLE
Fokontany Dzamandzar, côté Garage
Velarany: 600 m²
Papier normal, misy plan avy amin’ny SIRAMA
Misy trano miaraka amin’ilay tany
Somary miditra anatiny, tsy misy accès voiture fa moto afaka miditra
Toerana milamina sy tsara
Vidiny tena mirary: 160 000 000 Fmg
Droits de visite: 20 000 Ar
Raha liana ianao dia miantsoa haingana: [numéro masqué] Voir moins
📋 📐 600 m²
🎁 🚗 Parking
💰 Prix : 32 000 000 Ar
Photos