Terre agricole à vendre — Lazaina
Description
🌾 TANY AMIDY - AMBOHIMALAZA, ANDRIANERINERINA.
Toerana: Ambohimalaza-Andrianerinerina.
Velarana:2 hare 60 are=26000m2.
Vidiny:15000ar/M2
Tany Midadasika,Mety tsara ho an'ny:
Projet Immobilier
.
Fambolena
.
Élevage
.
Investissement à long terme
Taratasy ara-dalana misy azo lazaina Amin ny olona tena liana.
Vente directe _Prix azo hifampiresahana ho an'ny mpividy sérieux. Contact :0337001932
Raha tena liana dia aza misalasala mifandray aminay hazaoana ny antsipiriany sy ny toerana marina Voir moins
📋 📐 26 000 m²
💰 Prix : 15 000 Ar/m²
📞 Contact : Volatianamampianina Randriamanamihaga — 033 70 019 32
Photos