Trano Ahofa 2 ch. à louer — Ambohimangakely
400 000 Ar/mois
Description
🏘️ TRANO MITOKANA TANTERAKA Falimanjaka Betafo – Ambohimangakely
Efitra 2 ambony rihana + lavarangana
Tokontany malalaka
Lakozia + douche miaraka, mifandray amin'ny efitra
WC ivelany mitokana
Jiro mitokana prépayé
Rano lavadrano madio, mitokana
Misy bassin
Accès moto
038 534 70 10
Raha mahaliana anao dia MP na antsoy mivantana. Voir moins
📋 🛏️ 2 chambres
💰 Loyer : 400 000 Ar/mois
📞 Contact : Rv Rv Rinah — 038 53 470 10
Photos