Trano Ahofa 3 ch. à louer — Analamahintsy
2 500 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano Ahofa cité analamahintsy ambony sy ambany cité moderne détails complet
Ambony Rihanna 3chambre indépendant placardé + 1grand living+ WC sy dch.
Ambany Rihanna 2 living+ 1chambre + WC sy dch Ary cuisine. Mitokana portail na vavahady cité tsy mitambatra. misy jiro sy rano jirama mitokana computer misy cuve mety @ fianakaviana maro2. misy garage pour 2 voiture et moto misy bassin. ny hofany : 2.500.000ar afaka miady sady amidy hiany ko io rh mifanaraka mp ny prix. visite : 10.000ar Aleo Zay mb olona tena matotra.
📋 🛏️ 3 chambres
🎁 🚗 Parking · 🛡️ Sécurité / Gardien · ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)
💰 Loyer : 2 500 000 Ar/mois
📞 Contact : Trano Ahofa Eto Tana — 038 72 783 23
Photos