Trano Ahofa 6 m² à louer — Namontana
170 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano Ahofa Namontana
. Trano vao vita mihintsy Mbola tsy nisy nipetraka
. Loyer : 170.000 Ariary. Tsy mandoa jiro intsony
. Une grande salle (6m²×5½) ambany rihana
. Misy coin Lakozia
. Mampatsaka rano
. Accès moto Tonga ao antrano
. Wc sy Douche ivelany ikambanana
. Misy tokontany keli
. Mitsofoka 3 minitra mialan'ny arabe
. Milamina, madio , tsara fiarahamonina
. Mifefy anaty tamboho
. Frais de visite 10 000 Ariary
. Commission d'agences
. Contact 033 63 491 65
. 038 73 226 71 Voir moins
📋 📐 6 m²
💰 Loyer : 170 000 Ar/mois
📞 Contact : Sophyna Nissi dyan — 033 63 491 65
Photos