Maison à vendre — Ampitatafika

Type : Vente · Maison

Localisation : Antananarivo, Ampitatafika, Madagascar

Surface : 300 m²

Publié par : Fonenako

Date : 05/10/2026

Description

🏠 TANY AMIDY – AMBOHIMAHINTSY, AMPITATAFIKA
Toerana: Ambohimahintsy – Kaominina Ampitatafika
Amoron-dalana, 1er plan
Velaran-tany: 300 m²
Vidiny: 45 000 Ar/m²
Taratasy ara-dalàna: Tany titré sy borné
Akaiky poteau JIRAMA
3,5 km monja miala ny tetezan’Ampitatafika
Toerana mora idirana ary mety tsara ho an’ny fanorenana trano fonenana na fampiasam-bola.
Antsoy izao raha mila fanazavana na te hijery ny toerana:
[numéro masqué]
[numéro masqué]
Magimmobilier – Manampy anao hahita ny tany mifanaraka amin’ny tetikasanao.

📋 📐 300 m²
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)

💰 Prix : 45 000 Ar/m²

Photos

Maison à vendre — Ampitatafika - photo 1

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako