Maison 3 ch. à vendre — Tsarahonenana
80 000 000 Ar
Description
🏠 Angamba ity no trano notadiavinao hatramin’izay !
Ao amin’ny toerana tsara sy milamina ao Tsarahonenana Ambondrona, akaikin’ny Chapelle Catholique, no misy ity villa basse ity.
Vonona hipetrahana avy hatrany, mety tsara ho an’ny fianakaviana na ho fampiasam-bola mahasoa.
Chambre 3 malalaka
Grand living lehibe sy mazava tsara
Douche sy WC anatiny
Tany 20m × 18m
Misy accès voiture
80 TAPITRISA Ar IHANY !
038 97 230 86
Tompony mivantana
Sarotra mahita trano mitovy amin’ity toerana sy vidiny ity amin’izao fotoana izao !
Aza avela ho an’olona hafa ny trano mety ho fonenanao rahampitso.
Antsoy dieny izao ary tongava mitsidika . Voir moins
📋 🛏️ 3 chambres
💰 Prix : 80 000 000 Ar
📞 Contact : Khalil Habibi — 038 97 230 86
Photos