Trano Ahofa 2 ch. à louer — Ambatolampy
600 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano mitokana misy rihana eto Ambatolampy Antehiroka mihofa 600000ar (3millions fmg).
Ambany rihana (carreaux daholo):
- 01 living ,
- 01 cuisine ,
- 01 wc sy 01 douche.
Ambony rihana (gorodona daholo):
- 02 chambres ,
Misy terrasse.
Misy jiro sy rano vovo akarina moteur. Tokontany malalaka izay misy debarras. Toerana tongan'ny moto.
034 08 696 01. Voir moins
📋 🛏️ 2 chambres · 🚿 1 salle d'eau
🎁 💧 Eau (puits) · 🌤️ Balcon
💰 Loyer : 600 000 Ar/mois
📞 Contact : Trano Tany Antehiroka — 034 08 696 01
Photos