Trano Ahofa 3 ch. à louer — Ambany
350 000 Ar/mois
Description
🏘️ TRANO VO VITA MBOLA TSY MISY MIPETRAKA
AMBONIRIHANA
I
TRANO AHOFÀ – SAPANAN VINANY
Akaiky arabe, mora aleha bajaj
Hofan-trano : 350 000 Ar (Prix fix)
Tsy misy caution
Accès moto
Toerana tsara sécurité
1 Living
Chambre 3
Lakozia anatiny
Douche anatiny
WC ivelany
Lavadrano efa vita paompy tsy misintona eo ambany tohatra 200ny bidon
Rano paompy akaiky
034 79 733 31 Voir moins
📋 🛏️ 3 chambres
🎁 🛡️ Sécurité / Gardien
💰 Loyer : 350 000 Ar/mois
📞 Contact : Rak Tiana — 034 79 733 31
Photos