Maison à vendre — Mahajanga
16 000 000 Ar (négociable)
Description
🏠 TERRAIN À VENDRE – AMBONDRONA / MAJUNGA
OPPORTUNITÉ À SAISIR !
Mitady terrain malalaka sy tsara toerana hanaovana trano, investissement na projet immobilier ve ianao?
Ity terrain ity dia mety hahaliana anao!
Lieu : Ambondrona / Majunga
Superficie : 1.200 m²
Première position sur la route – mora idirana ary toerana stratejika
Efa misy lava-drano / vovo
Poteau électrique efa eo akaiky
Toerana malalaka azo amboarina araka izay projet tianao
Ho an'izay mitady terrain amin'ny toerana tsara sy manana potentiel, aza avela handalo fotsiny ity opportunité ity!
Antsoy : 037 68 221 90
WhatsApp : +261 34 99 73 275
Mila vidéo, localisation na te-hijery ilay terrain mivantana? Contactez-nous dès maintenant !
Voir moins
📋 📐 1 200 m²
🎁 💧 Eau (puits)
💰 Prix : 16 000 000 Ar (négociable)
📞 Contact : Roussety Christinoh — 037 68 221 90
Photos