Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ampitatafika

65 000 Ar/mois

Type : Location · Maison partagée

Localisation : Antananarivo, Ampitatafika, Madagascar

Chambres : 1

Publié par : Fonenako

Date : 02/10/2026

Description

🏘️ Trano ahofa AMPITATAFIKA AMBANY
Hofany :65000ar tsy mandoha vidin-jiro tsony,tsy misy rano fa akaiky fatsakana kely
Trano basse kely tsy mitokana fa miraikitra @ trano hafa
Efitra ray kelikely natao ho an'i pianatra na olo-ndroa tsy de misy etana
Wc sy douche any ivelany fa ikambanana
Tsy accès na môtô aza ,mitsofoka anatiny kely fa en sècurité tsara ny tanàna
Tanàna mifefy sy calme
Panera :0349315540

📋 🛏️ 1 chambre
🎁 🛡️ Sécurité / Gardien

💰 Loyer : 65 000 Ar/mois

📞 Contact : Jeannie Raharison — 034 93 155 40

Photos

Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ampitatafika - photo 1 Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ampitatafika - photo 2 Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ampitatafika - photo 3 Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ampitatafika - photo 4

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako