Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ampasika
130 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano Ahofa efitra 1 anbony Rihanna
Tsy miloloha olona f 2 em étage
malalaka be Misy cuisine ao anatiny
Missy DC sy WC ivelani mitambatra olona 4 tsimitsofoka be akaiky paompy .
toerana Aty andrefany FDC gastro Andohatapenaka route ampasika aty .
hofany 130 000 ar na 650 000 fmg miaraka@jiro . Tsy misy caution
mety tonga de miatso
📋 🛏️ 1 chambre
💰 Loyer : 130 000 Ar/mois
📞 Contact : Immo Rakoto Rakoto — 038 72 783 23
Photos