Trano Ahofa à louer — Mahajanga

600 000 Ar/mois

Type : Location · Maison partagée

Localisation : Mahajanga, Madagascar

Publié par : Fonenako

Date : 30/08/2026

Description

🏘️ TRANO AHOFA –AMBONY RIHANA ETO MAHAJANGA
Toerana : Mahajanga ( Tsy misy topitrano )

Trano malalaka sy tsara toerana
mety amin'olo rehetra tsy manavaka
Mombamboman'ny trano ary dia zao :
Efitra fatorina ( 03 ) mihidy tsara
Efitra fandraisana vahiny ( 01 )
Douche anatiny ary madio
Wc anatiny ary madio
Toerana azo odina alina tsara
Trano tsy lavitra arabe
Herinaratra dia mitokana ary vita avy amin'ny jirama
Rano mandeha tsara 24/24
QUARTIER: ( Tsy lavitra arrêt bus pompe be )
5 minutes à pied tonga bazary sy arrêt bus pompe be
Hofany : 600.000Ar isam-bolana
Misy ny caution mitovy hofatrano
Toerana milamina ary azo odina alina tsara
Saram-pitsidihana : 10 000 Ar
WhatsApp : 0344730586
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)

💰 Loyer : 600 000 Ar/mois

📞 Contact : Lelahy Zanatany — 032 97 039 74

Photos

Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 1 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 2 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 3 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 4 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 5

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako