Trano Ahofa 5 ch. à louer — Mandriambero
600 000 Ar/mois
Description
🏘️ Mandriambero trano ahofa
mitokana fa miray vavahady
ambony ambany
efitra 5 , cuisine WC douche anatiny
tsisy parking fa mpanofa tsy lavitra eo misy
hofany 600.000ar
misy caution
📋 🛏️ 5 chambres
🎁 🚗 Parking
💰 Loyer : 600 000 Ar/mois
📞 Contact : Seheno Rak — 034 64 798 62
Photos