Trano Ahofa à louer — Ambany
170 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano ahofa imernafovoany Antanifotsy
Efitra malalaka ambany rihana d lakozia ciment
Dc s wc ivelany madio tsara
Tongan moto ao atrano
Misy tokotany malalaka mifefy
Hofany:170000ar miarak amin jiro sy rano vovo
Commision:50%payable a la reservation iany Tompoko mp ou [numéro masqué] Voir moins
🎁 💧 Eau (puits)
💰 Loyer : 170 000 Ar/mois
Photos