Trano Ahofa à louer — Mahajanga
1 200 000 Ar/mois
Description
🏘️ TRANO AHOFA – MITOKANA TSY MISY JIRANY
Toerana : Mahajanga
FA AFAKA VISITENA ARY AFAKA MITAZONA
Trano malalaka sy tsara toerana
mety amin'olo rehetra tsy manavaka
Mombamboman'ny trano ary dia zao :
Efitra fatorina ( 03 ) mihidy tsara
Efitra fandraisana vahiny ( 01 )
Douche anatiny ary madio
Wc anatiny ary madio
Toerana azo iompina tsara
Trano tsy lavitra arabe
Tafiditra fiara anaty tamboho na 3 aza
Herinaratra dia mitokana ary vita avy amin'ny jirama
Rano dia isakan'ny alina no mandeha
Toerana ahitanao azy aty:
Tsy mifanalavitra eto amin'ny fijanona fiaram-pitanterana olona
Hofany : 1.200.000Ar isam-bolana
Misy ny caution
Toerana milamina ary azo odina alina tsara
Saran'ny fitsidihana : 10 000 Ar
WhatsApp : 037 94 954 88
LA CLÉ DIRECTE Mr: Aalya Naldie & François Jean — Raha mitady trano milamina sy malalaka ianao, ity no mety aminao. Voir moins
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)
💰 Loyer : 1 200 000 Ar/mois
📞 Contact : Aalya Naldie — 037 94 954 88
Photos