Trano Ahofa à louer — Namontana
60 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano Ahofa Namontana
. Mpivady no tena mety aminy
. Loyer :60.000 Ariary. Ankotran'izay ny jiro
. Efitra rai keli2 ambany rihana
. Mampatsaka rano
. Coin Lakozia
. Tsy tongan'ny moto
. Misy Wc sy Douche ivelany ikambanana
. Mitsofoka fa akaiki arabe
. Mifefy anaty fefy ny trano
. Misy Fanazan-damba
. Frais de visite 5 000 Ariary
. Commission 50%. Mpanera
. Contact Mme Rina
[numéro masqué] Voir moins
💰 Loyer : 60 000 Ar/mois
Photos