Trano Ahofa à louer — Mahajanga

700 000 Ar/mois

Type : Location · Maison partagée

Localisation : Mahajanga, Madagascar

Publié par : Fonenako

Date : 30/08/2026

Description

🏘️ TRANO AHOFA –AMBONY RIHANA ETO MAHAJANGA
Toerana : Mahajanga
Trano malalaka sy tsara toerana
mety amin'olo rehetra tsy manavaka
Mombamboman'ny trano ary dia zao :
Efitra fatorina ( 02) mihidy tsara
Efitra fandraisana vahiny ( 01 )
Douche anatiny ary madio
Wc anatiny ary madio
Toerana azo iompina tsara
Trano tsy lavitra arabe
Herinaratra dia mitokana ary vita avy amin'ny jirama
Rano dia isakan'ny alina no mandeha
QUARTIER:
10 minitra mandeha tongotra tonga bazary sy arrêt bus
Hofany : 700.000Ar isam-bolana
Misy ny caution
Toerana milamina ary azo odina alina tsara
Saran'ny fitsidihana : 10 000 Ar
WhatsApp : 037 94 954 88
LA CLÉ DIRECTE Aalya Naldie & Rachi Da & Mon Setoany ary i Papan Archi — Raha mitady trano milamina sy malalaka ianao, ity no mety aminao. Voir moins
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)

💰 Loyer : 700 000 Ar/mois

📞 Contact : Rachi Da — 037 94 954 88

Photos

Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 1 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 2 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 3 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 4 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 5

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako