Maison à louer — Nosy Be
300 000 Ar/mois
Description
🏠 TRANO MEUBLÉ HOFANA – NOSY BÉ HELL-VILLE
Misy trano meublé hofana eto Nosy Bé, Hell-Ville, Madagascar, ao amin'ny Quartier Ambonara.
Efitra fatoriana 2
Salon
Douche sy WC
Rano fontaine disponible
Trano efa misy fanaka (meublé)
Hofany isan'andro: 300 000 Ar
Raha liana ianao dia miantsoa haingana: 034 28 883 11 Voir moins
📋 🛋️ Meublé
💰 Loyer : 300 000 Ar/mois
📞 Contact : Fify Daly — 034 28 883 11
Photos