Maison 1 ch. à louer — Ambatolampy
150 000 Ar/mois
Description
🏠 Trano iray ambany rihana eto Ambatolampy Antehiroka mihofa 150000ar, misy efitra iray sy efitra kelikely miaraka amin'ny lakozia. Misy jiro fa mampàka rano. Toerana mifefy manodidina, amorona lalan-kely, tongan'ny moto. Droit de visite: 7000ar.
0340869601. Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
💰 Loyer : 150 000 Ar/mois
📞 Contact : Trano Tany Antehiroka — 034 08 696 01
Photos