Bureau 5 ch. à louer — Namontana
1 300 000 Ar/mois
Description
💼 Trano Ahofa Namontana Afaka hanaovana activités
( Salle de formation, Birao sns....)
. Trano mitokana fa miray vavahady
. Loyer :1.300.000 Ariary , Tsy misy caution
. 5 Chambres ambony ambany
. Wc sy Douche anatiny
. Cuisine
. Mitokana ny compteur jiro, Misy Rano
. Amoron'arabe (fa miala 5 mètres ny arabe ny trano)
. Mifefy anaty tamboho
. Misy terasse malalaka
. Contact 038 15 889 23 / 033 14 696 81
WhatsApp 038 99 115 12 Voir moins
📋 🛏️ 5 chambres
🎁 ⚡ Électricité
💰 Loyer : 1 300 000 Ar/mois
📞 Contact : Sera Mi — 038 15 889 23
Photos