Trano Ahofa 3 ch. à louer — Ambohidrapeto

300 000 Ar/mois

Type : Location · Maison partagée

Localisation : Antananarivo, Ambohidrapeto, Madagascar

Chambres : 3

Publié par : Fonenako

Date : 05/09/2026

Description

🏘️ Trano ahofa, afaka ompina kisoa, efa misy tranon kisoa tsy ofaina fa an tompotrano n taikisoa, efitra 3 EO am lavarangana manao lakozia, misy jiro mitokana tanteraka, misy rano, wc douche ivelany itambarana olona 1, accès voiture misy parking Malalaka bé, tsy mitokana tanteraka fa misy Trano ray miaraka ao, mifefy en sécurité
Toerana itaosy ambohidrapeto ankadimanga
Ofany 300000ar +caution atsasany
0347596030
0339477660 Voir moins

📋 🛏️ 3 chambres
🎁 🚗 Parking · 🛡️ Sécurité / Gardien

💰 Loyer : 300 000 Ar/mois

📞 Contact : Panera Antokisana Ety Itaosy — 034 75 960 30

Photos

Trano Ahofa 3 ch. à louer — Ambohidrapeto - photo 1 Trano Ahofa 3 ch. à louer — Ambohidrapeto - photo 2 Trano Ahofa 3 ch. à louer — Ambohidrapeto - photo 3 Trano Ahofa 3 ch. à louer — Ambohidrapeto - photo 4 Trano Ahofa 3 ch. à louer — Ambohidrapeto - photo 5

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako