Trano Ahofa à louer — Mahajanga
600 000 Ar/mois
Description
🏘️ TRANO AHOFA – MAHAJANGA
Toerana : Mahajanga
Trano malalaka sy tsara toerana
mety amin'olo rehetra tsy manavaka
Mombamboman'ny trano ary dia zao :
Efitra fatorina ( 02) mihidy tsara
Efitra fandraisana vahiny ( 01 )
Douche anatiny ary madio
Wc anatiny ary madio
Toerana azo iompina tsara
Trano tsy lavitra arabe
Herinaratra dia mitokana ary vita avy amin'ny jirama
Rano mandeha tsara 24 / 24
QUARTIER: ( Tsy lavitra école flamboyant )
10 minutes à pied tonga bazary sy arrêt bus
Hofany : 600.000Ar isam-bolana
Misy ny caution
Toerana milamina ary azo odina alina tsara
Saran'ny fitsidihana : 10 000 Ar
WhatsApp : 037 94 954 88
La clé directe : François Jean & Papan Archi Raha mitady trano milamina sy malalaka ianao, ity no mety aminao. Voir moins
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)
💰 Loyer : 600 000 Ar/mois
📞 Contact : Rachi Da — 037 94 954 88
Photos