Trano Ahofa 3 ch. à louer — Antsirabe
450 000 Ar/mois
Description
🏘️ TRANO AHOFA AMBONY MANONTOLO:
_EFITRA TELO(3) GORODONA MALALAKA BE , DE MISY IRAY NGEZA2 GORODONA,
_evier 3 afaka apesaina koa any ambony,,,
_ANATINY DOUCE,WC, CUISINE+RANO POMPE
_MISY BAIN NOIR
_MISY BASSIN ANAO MANOKANA SY TOKONTANY MANOKANA
_DE MBOLA AFAKA OPIANA ANKOHO IHANY KOA
_MIFEFY ARY AKAIKY LALANA
_SECURISÉ
_ACCES ET PARKING
_Tokontany malalaka anao irery
_AKAIKY LALANA BE,SISINDALANA
HOFANY_450 000AR afaka resahana kely
TOERANA_MAZOARIVO APOVONY ANTSIRABE
0341375491_0334869149
MPANERA Voir moins
📋 🛏️ 3 chambres
🎁 🚗 Parking
💰 Loyer : 450 000 Ar/mois
📞 Contact : Ken Rakoto — 034 13 754 91
Photos