Maison 1 ch. à louer — 67ha

170 000 Ar/mois

Type : Location · Maison

Localisation : Antananarivo, 67ha, Madagascar

Chambres : 1

Publié par : Fonenako

Date : 10/09/2026

Description

🏠 Trano ambany rihana 67ha sud ahofa
2min na 3 min miala avy eo amin'ny arabe
Efitra 1 lehibe (efitra 2 fa tsy misy séparation rindrina)
Misy afaka ahandroana sakafo eo ivelany
Accès moto
Misy jiro sy rano jirama
Douche sy WC mampiasa rano ety ivelany
850000fmg miaraka jiro sy rano izany hoe tsy mandoa jiro sy rano intsony
Sécurité milamina
Tsy misy caution
Isaky ny voalohan'ny volana ny fandoavana hofantrano. Izany hoe kaontin'andro aloha no omena amin'ny voalohany (amin'ity volana septambra ity)
DV 5000ar sy commission 50% an'ny hofantrano ho an'ny mpanera
Tsara tonga dia miantso ho an'izay liana 0347946399 fa tsy dia miconnecte loatra Voir moins

📋 🛏️ 1 chambre
🎁 🛡️ Sécurité / Gardien · ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)

💰 Loyer : 170 000 Ar/mois

📞 Contact : Tiavina Soa — 034 79 463 99

Photos

Maison 1 ch. à louer — 67ha - photo 1 Maison 1 ch. à louer — 67ha - photo 2 Maison 1 ch. à louer — 67ha - photo 3 Maison 1 ch. à louer — 67ha - photo 4 Maison 1 ch. à louer — 67ha - photo 5

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako