Maison 520 m² à vendre — Bypass
Description
🏠 Tany Amidy Bypass ( 6minita miala Voninkazo )
Refiny : 520m2 ( Tsy Morcelable )
Efa misy matériel toy ny : Vato, biriky, Gravillon sns
Efa misy Trano kely + WC sy douche
Efa misy Bassin kely sy Jaridaina mahafinaritra
Papier titré borné amin'ny olona iray
Tsy manototra intsony
Efa plat prêt à bâtir
Tsy accès vidiny 120000ar m2
mbola miady varotra
📋 📐 520 m²
💰 Prix : 120 000 Ar/m²
📞 Contact : Ra Mamany — 038 73 976 06
Photos