Trano Ahofa 1 ch. à louer — Amboditsiry
200 000 Ar/mois
Description
🏘️ TRANO AHOFA
AMBODITSIRY 1er étage
Efitra ray lehibe gorodona
Lakozy douche anatiny daholo
Wc Ivelany mitambatra
Accès moto
Misy jiro sy rano jirama
Ofany : 200.000 ar + caution
Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)
💰 Loyer : 200 000 Ar/mois
📞 Contact : Heriniaina Sera Sera — 034 96 422 36
Photos