Trano Ahofa 2 ch. à louer — Marohoho
330 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano Ahofa Marohoho
Efitra roa malalaka Ambony Rihana + cuisine, douche anatiny fa WC ihany no hivelany mitambatra olona iray
Misy jiro sy rano compteur mitonkana
Eny sécurité tsara ny trano, Ambony Rihana sady azonandro tsara
Tsy accès fa akaiky lalana, Ambony Rihana trano
📋 🛏️ 2 chambres
🎁 🛡️ Sécurité / Gardien · ⚡ Électricité
💰 Loyer : 330 000 Ar/mois
📞 Contact : Immo Soa — 034 14 051 43
Photos