Local commercial 1 ch. à louer — Tanjombato
200 000 Ar/mois
Description
🏪 io misy tsena ahofa tanjombato.saropody be olona mety epecerie,gargotte,fanetezana,cyber,capoint,fampidirana hira,ivarotana hena,sns....tsy mety bar sy cafe sy mofo
- efitra iray malalaka be afak.separena+ lakozia
-misy douche sy wc
- misy jiro sy rano
- ofany :200.000ar
- droit de visite:6000ar
- commission:50% raha raikitra
-tel:[numéro masqué]
mp raha liana na antsoy avy hatrany Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
💰 Loyer : 200 000 Ar/mois
Photos