Local commercial 1 ch. à louer — Anosibe
300 000 Ar/mois
Description
🏪 eto anosibe anaty tanana amorodalana lalakely be olona misy tsena ahofa ,mety epecerie,gargotte,coiffure,poissonnerie,sns...tsy mety bar
- tsena iray malalaka be + efitra iray malalaka + lakozia
- misy jiro sy rano paopy eto akaiky
- misy douche sy wc
- ofany:300.000ar
- droit de visite:10000ar
- commission:50% raha raikitr
- tel:0387060762
mp raha liana na antsoy avy hatrany Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
💰 Loyer : 300 000 Ar/mois
📞 Contact : Tsena Sy Trano Sera — 038 70 607 62
Photos