Appartement à louer — Ampitatafika
200 000 Ar/mois
Description
🏢 APPARTEMENT TSARADIA
WIFI GRATUIT À GOGO no miandry anareo mianakavy raha mivahiny aty amin'ny Appartement Privatisable TSARADIA Malaza Ampitatafika.
Ankoatra an'izay dia ireto koa no tonga dia vonona :
Ordinateur misy hira rehetra sy karaoké rehetra
Micro hanaovana karaoké
Sono familiale
Télé écran plat lehibe
Canal +
Guitare
Jeux de société
Couvert complet amin’ny isanareo
Cuisine + fitaovan-dakozia
Frigo
Superposé double iray + Matelas 1
Douches et toilettes intérieures
Misy fatana brochette afaka ampiasainareo ihany koa.
25 personnes maximum no mety indrindra ho an'ity trano ity.
Tarif : 150.000Ar raha toa ka moins de 25 personnes.
200.000Ar kosa raha mihoatry ny 25 personnes ianareo.
Réservation : Acompte obligatoire 50% non-remboursable. Ny reste 50% kosa raisina amin'ny fahatongavanareo aty.
Manampy 20.000Ar fotsiny dia afaka manao piscine ianareo rehetra 18h hatramin'ny 22h.
Check-in : 14h.
Check-out : 10h ny ampitso.
🎁 🏊 Piscine · 📶 WiFi / Fibre
💰 Loyer : 200 000 Ar/mois
📞 Contact : Indicateur de statut En ligne — 034 08 228 05
Photos