Trano Ahofa 1 ch. à louer — Itaosy
90 000 Ar/mois
Description
🏘️ Disponible, 90 000ar miaraka @ jiro.
Trano ahofa, efitra ray malalaka sy lakozy ambany rihana. Misy rano vovo madio.
Dc sy wc ivelany, tsy accès moto.
Toerana : Itaosy ( Antsahakely ).
0334685563 /0382029834 na mp,, mis droit de 5000 visite sy commission. Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
🎁 💧 Eau (puits)
💰 Loyer : 90 000 Ar/mois
📞 Contact : Tinah Lopez — 033 46 855 63
Photos