Trano Ahofa 1 ch. à louer — Andranomena
500 000 Ar/mois
Description
🏘️ Tompony mivantana
Trano vao vita
Trano ahofa ety Amboavahy (Ambohidroa)
1 chambre = Longeur : 6,5 m / Largeur : 3,25 m
1 cuisine = Longeur : 2 / largeur : 3,25 mètre
1 douche mitokana
2 toilettes communes
Misy jiro sy rano
Mitokana compteur ny Jiro sy ny Rano
Misy jardin kely
TSY accès moto sy voiture
Misy garage ety amin'ny manodidina
EFA nampidininay noho ny fangatahanareo
Lalana : Raha mandeha bus ianao dia eo Ambohidroa no Miala
Miroso mandeha tongotra ohatran'ny hoe ho any Andranomena mandrapahita BASSIN sy POMPE dia Tonga eo ianao afaka miantso
Tsy misy droit de visite
Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre · 🚿 1 salle d'eau
🎁 🌳 Jardin · 🚗 Parking · ⚡ Électricité
💰 Loyer : 500 000 Ar/mois
Photos