Appartement 2 ch. à louer — Ankadimbahoaka

700 000 Ar/mois

Type : Location · Appartement

Localisation : Antananarivo, Ankadimbahoaka, Madagascar

Chambres : 2

Publié par : Fonenako

Date : 23/09/2026

Description

🏢 Appartement Ahofa Andrefana
. Raha mila tananà madio,Calme sady en sécurité ianao dia natao ho anao ito trano ito
. 3 ème étage sy ny 4 ème étage miaraka (tsy afaka misaraka) : Loyer 700.000 Ariary. Tsy mandoa jiro sy rano jirama intsony
Tsy misy Caution
. 1 Living + Cuisine ouverture ( ao@ 3 ère étage)
. 2 Chambres indépendantes fermé + Douche/ Toilette/ Bassin/ Terasse ( ao 4 ème étage)
. Azon'ny andro sy hazavana Tsara mihintsy ( très belle vue)
. Mandé tsara ny rano tsy tapatapaka
. Accès moto seulement ( misy parking fiara akaiki ny trano)
. 1 ère plan aminà pavé fa tsy amoron'arabe ny trano
. Mifefy tamboho avobe, vavahady vy
. Tsy lavitra arrêt n'ny bus
. Frais de visite 10 000 Ariary
. Commission 50%.
033.32.179.62 Wathapps 038.35.705.75 Voir moins

📋 🛏️ 2 chambres
🎁 🚗 Parking · 🛡️ Sécurité / Gardien · ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)

💰 Loyer : 700 000 Ar/mois

📞 Contact : Rafidimana Mahery — 033 32 179 62

Photos

Appartement 2 ch. à louer — Ankadimbahoaka - photo 1 Appartement 2 ch. à louer — Ankadimbahoaka - photo 2 Appartement 2 ch. à louer — Ankadimbahoaka - photo 3 Appartement 2 ch. à louer — Ankadimbahoaka - photo 4 Appartement 2 ch. à louer — Ankadimbahoaka - photo 5

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako