Trano Ahofa 1 ch. à louer — Soamanandrariny
150 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano ahofa Soamanandrariny
Toerana milamina
Efitra iray Ambony rihana, misy Lakozia, douche sy wc ivelany , rano vovo, ny pompy tsy lavitra, ( tsy accès ), jiro mitambatra tokatrano iray
150.000ar miady Kely
0343211503.... mpanera Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
🎁 💧 Eau (puits)
💰 Loyer : 150 000 Ar/mois
📞 Contact : Avotra Noelá Tatienne — 034 32 115 03
Photos