Maison 1 ch. à vendre — Anosipatrana
138 120 000 Ar
Description
🏠 salama e,hoan Zay mitady trano maika,misy ety Anosipatrana Atsinana,une chambre plus cuisine, toerana ambony,tsy lavitra arabe,idéal hoana olona efatra eo max,misy jiro misy douche,wc,ivelany an,tanana calme ts mtambatra amanolona,tsy lavitra terminus bus 138,120000ar,Zay Liana Tonga d miantso,afaka manao visite ts misy droit satria za mitsn tompony na miantso ny laharana 0331801457/0382778263
📋 🛏️ 1 chambre
💰 Prix : 138 120 000 Ar
📞 Contact : Mihary Ran — 033 18 014 57
Photos