Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ambany
130 000 Ar/mois
Description
🏘️ ............. TRANO AHOFA...........
Efitra 1 Ambany Rihana
Amorondalana Acces moto
Anaty la cour cloture
Miaraka @ jiro hofany trano
Securite tsara milamina
Akaiky pompe eo @vavahady
Misy tokotany malalaka
Tsy mitsofoka be
HOFANY :130.000ar
Toerana :67h sud Andrefany Gastro pizza Apitany FDC
............ 0349344252
............. 0333207055
Tonga de miantso efa voaloko tsara
Misy Trano 4 Afaka isafidianana Ato Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
🎁 🛡️ Sécurité / Gardien
💰 Loyer : 130 000 Ar/mois
📞 Contact : Trano Ampanofaina Tana — 034 10 055 33
Photos