Maison 2 ch. à vendre — Tsiadana
150 000 000 Ar (négociable)
Description
🏠 TRANO AMIDY MIARAKA AMIN’NY TANY – TSIADANA AMBANY ANKATSO
Vidiny : 750 000 000 FMG à débattre
Toerana : Tsiadana Ambany Ankatso
Tany 500 m² – Titré sy borné
Ny trano dia misy :
1 Living
2 Chambres
1 Lakozia
1 WC + douche anatiny
Efa akaiky poteau électrique
2 min mandeha an-tongotra miala amin’ny arrêt bus eo Akondro
Tsy accès voiture
WhatsApp : [numéro masqué] Voir moins
📋 🛏️ 2 chambres · 🚿 1 salle d'eau · 📐 500 m²
💰 Prix : 150 000 000 Ar (négociable)
Photos