Trano Ahofa 1 ch. à louer — Universite
150 000 Ar/mois
Description
🏘️ TRANO AMPANOFANA
Toerana : Ambadikiny université akatso - akaikiny vavahadiny agro ambany
:
1 chambre malalaka ( ivelany manao lakozia )
Douche ,wc carreaux madio
Rano vovo
ambony rihana
📋 🛏️ 1 chambre
🎁 💧 Eau (puits)
💰 Loyer : 150 000 Ar/mois
📞 Contact : Fenoasina Valiniony — 038 94 034 17
Photos