Trano Ahofa 1 ch. à louer — Amboditsiry
200 000 Ar/mois
Description
🏘️ Mora be oh
Trano ahofa Amboditsiry,
Hefitra iray malalaka, ambony rihana, douche sy cuisine anatiny
Misy jiro sy rano JIRAMA, compteur divisionnaire, accès moto, tsy lavitra arabe
idéal ho an'olona 1 na 2
📋 🛏️ 1 chambre
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)
💰 Loyer : 200 000 Ar/mois
📞 Contact : Artinah Immo — 034 26 933 18
Photos