Maison 42 594 m² à vendre — Vontovorona
Description
🏠 TANETY AMIDY MORA BE
Refiny : 4ha 25a , na 42 594 m²
Vidiny: 1.000Ar/m²
Toerana : Maizinandro FKT Morarano.
-10 km mianatsimo raha miala eo amin'ny CUR VONTOVORONA.
-Tany misy loharano, mety amin'ny projet fambolena sy fiompiana , ary fanorenana(trano) ihany koa.
-Taratasy: milamina
-Tsy mivaky ( pas morcelable)
Raha mila fanazavana fanampiny dia MP na
antsoy ny laharana:
038 96 891 77 Voir moins
📋 📐 42 594 m²
💰 Prix : 1 000 Ar/m²
📞 Contact : Vangas Hi — 038 96 891 77
Photos