Maison 1 ch. à louer — Ifarihy
120 000 Ar/mois
Description
🏠 ito.misy trano akaiky arabe eto.ifarihy ankarobato acce moto tsara afaka odiana alina
-efitra iray malalaka+ lakozia
- misy jiro .sy rano paopy matsaka
- misy douche sy wc
- ofany:120.000ar
- droit de visite:5000ar
- commission:50% raha raikitra
- tel:0348238197
mp raha liana na antsoy avy.hatrany Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
💰 Loyer : 120 000 Ar/mois
📞 Contact : Sera Trano Tany — 034 82 381 97
Photos